|
|
|
|

Entry1  banga ridana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] tsy misy nify na dia iray aza
Explanations in English  4  [1.2] (bangaridana) To be toothless.
5  [1.7] having some teeth missing
Explanations in French  6  [1.8] édenté
Examples  7  [2.332#3] Nisy Rangahibe poamaso ila, be volombava sady banga ridana nampitahotra ahy.
8  [2.895#100] Inona no ilain'ialahy no aty ialahy no mianakendry manani-bohitra, hoy ity sakalava bangaridana.
Vocabulary  9  Health
Elementary words  10  banga, ridana
Synonyms  11  banga nify
Compound words 

Updated on 2024/12/10